PolitiqueTatitra

Israël : Notarihin’ny nofinofin-drainy ho Praiministra i Yaïr Lapid

Mpano gazety lasa mpahay politika i Yaïr Lapid. Raha mpanolotra ny fandaraharana isa-kerinandro ao amin’ny fahitalavitra Channel 2 tao Israël izy ka namarana izany satria izao lasa Praiminisitra ao Israël izao izay nanaradia ny nofinofin-drainy. Efa minisitry ny fitsarana tany an-toerana ity rainy ity, Joseph Tommy Lapid ary maty noho ny homamiadana kanefa efa nanonofy ho lasa Praiministra. Tanteraka izao ny fanirian-drainy ka izy zanany indray no lasa Praiminisitra ao Israël ankehitriny. Nandimby ny toeran’i Naftali Bennett teo amin’izan

Laisser un commentaire