ActualitésTatitra

France : Fanafainganana ny vakisiny hiadiana amin’ny covid-19

Miaraka amin’ny fanafainganana ny vakisiny sy ny fotoana main-tany, nidina 226 isaky ny mponina 100 000 ireo tranga amin’ny covid-19. Tokony hanana fanantenana isika Raha ny nambaran’ny Institut Pasteur. Mety hahatratra ny salan’isa ambany indrindra isika mandritra ny fahavararatra hoy hatrany ny Instistut Pasteur. Nanao filazana fampitandremana kosa i Simon Cauchemez, mpikambana ao amin’ny filan-kevitry ny siansa. Afaka manantena ny hanana fotoampialantsasatra azo antoka isika, indrindra raha mitandrina ny amin’ny fiparitahn’ny valan’aretina ary manao vakisiny aingana hoy i Simon Cauchemez.

Laisser un commentaire