Nandresy tamin’ny « the voice » i Marghe
17 May, 15h00. Nandrombaka ny fandresena tamin’ny lalao « The Voice » notontosaina tamin’ny Sabotsy lasa Teo i Marghe. Nandresy an’i Jim Bauer tamin’ny isa-bato 68% izy.