SportTatitra

Espagne : Nandrombaka ny amboara indray i Lewis Hamilton

Norombahan’i Lewis Hamilton (Mercedes) indray ny amboaran’i tamin’ny taranja Formule 1 ny alahady 9 may lasa teo tao Barcelone. Efa fanintelony izao ity fandresena azon’i Lewis Hamilton tao anatin’ny fifaninana efatra tamin’ity taompilalaovana ity. Faharoa i Max Verstappen (Red Bull), ary fahatelo i Valtteri Bottas (Mercedes). Manaraka io filaharana tao Espagne io koa ny filaharana aminny fiadiana ho tompondaka erantany, amin’ny isa 94, 80 ary 47.

Laisser un commentaire