Dépêches

Nodimandry i Fali

11 May, 13h15. Tovovavy iray nanao feo lafika tao amin’ny tarika Samoela taloha fa efa mpikambana tao anatina vondrona mpanao rap DIOXVI i Fali. Nikarakara fifaninana moto no nahitana azy matetika tato ho ato. Nodimandry ny atoandron’ny 11 may ity artista ity raha ny vaovao azo.

Laisser un commentaire