Lehilahy hita faty
11 May, 14h00. Fatin-dehilahy iray no hita faty teo amin’ny dobo. Fantatry ny mponina any Andranomafana Antsirabe hoe « dobon-dra Coco » ao io toerana io ary androany 11 May maraina no nitrangan’izany. Mbola tsy fantatra mazava izay antony nahafaty azy raha ny loharanom-baovao.
