Fivoaran’ny antontan’isa ny 4 Mey 2021
05 May, 17h00. Nahitana tranga miisa 127 indray nanerana ny nosy ny 4 Mey 2021 tamin’ireo 418 fitiliana natao. Miisa 492 indray no sitrana nandritra izany. Izany hoe 3360 ireo manaraka fitsaboana ankehitriny ary 389 amin’ireo no nahitana tranga fahasarotana. 8 kosa ireo lavon’ny aretina hita nandritra io daty io.
