Fiara vaventy mpitatitra : Hiakatra 50% ny saram-pitaterana rehetra manomboka androany
13 Jolay, 13h 30 Tapaka nandritra ny fivorian’ny fikambanan’ny mpitatitra « Camionneur » omaly 12 jolay fa noho ny fiakaran’ny vidin-tsolika sy ny fahasimban’ny làlam-pirenena ary ny halafon’ny kojakojan’ny fiara dia hiakatra ihany koa ny saram-pitateran’ireo fiara vaventy mpitatitra.
