Ambohidratrimo : Mpamaky trano tratra tao Morondava Antehiroka
Dépêche 30 septembre, 12h, Tratra namaky trano tamin’ny andro atoandro ireto jiolahy ireto. Taorian’ny antso avy amin’ny olona tsara sitra-po no nahafantarana azy ireo. Nojeren’ny zandarimaria avy ao Ambohidratrimo avy hatrany izy ireo ka tratra ambodiomby teo ampanovana ny asa ratsiny niaraka tamin’ny barre-mine fitondrany miasa.
