10 Mars : RANDRIAMANDRATO Audrey
Randriamandrato Audrey est née le 10 mars 1997. Après l’obtention de son baccalauréat en 2015, elle suit des études en Droit-Géographie à la Sorbonne. En 2018, elle fonde l’entreprise Katro&Co, une entreprise sociale et solidaire pour les commerçants locaux de streetfood de Madagascar. Ellle a renforcé son engagement pour Madagascar avec le mouvement MALAGASY WOMEN EMPOWERMENT en Mars 2018 et en étant joueuse de l’équipe nationale de taekwando.
Teraka ny 10 martsa 1997 I Randriamandrato Audrey. Rehefa nahazo ny baccalauréat izy tamin’ny taona 2015 dia nanohy ny fianarany mikasika ny Droit-Géographie tao Sorbonne. Nanangana ny orinasa Katro&Co izy tamin’ny 2018, orinasa misehatra eo amin’ny fifanampiana amin’ny mpivarotra hanimasaka. Mpikatroka ny taranja Tae Kwon Do koa izy, ary efa anisan’ny nandrafitra ny ekipampirenena malagasy. Anisan’ny nanampy ny faharisihany hitondra ny anjarabirikiny amin’ny fanampiana an’i Madagasikara izany, hoy izy.
