Dépêches

Trano am-polony no may tany Morafeno

Trano am-polony no lasa lavenona tsy nisy azo noraisina noho ny hai-trano izay tsy fantatra ny niaviany ny Omaly Alatsinainy 19 Avrily teo tany Morafeno Betarignamdroke, Amboasary Atsimo. Tsy nisy ny aina nafoy sy ny naratra fa ny fahasimban’ny fitaovana no tena hita. Nisy olana teo amin’ny fiara mpitatitra rano mpamono afo ka tsy maintsy notaterina tsikelikely amin’ny seau ny rano.

Laisser un commentaire