Fivorian’ny filoham-pirenena sy ny ANANEM
20 Aprily, 10h00. Niaraka nikaon-doha indray omaly ny filoham-pirenena sy ny fikambananan’ny mpitsabo eto Madagasikara, mahakasika ny vaksiny. Tapaka tamin’izany fa ny Pfizer, Johnson & Johnson, Covishield, sinopharm no hampiasiana eto Madagasikara. Fatra maro no hohafainganina mandrita izany.
