Fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana
08 Aprily, 10h00. Tonga hanatrika ny lanonana hametrahana amin’ny fomba ofisialy ireo 9 mianadahy mpikambana vaovao ao amin’ny fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana ny filoha Andry Nirina Rajoelina.