Dépêches

Barea- CAN

24 Martsa, 12h30. Manantena ny fandresen’ny ekipam-pirenena  Barea ny vahoaka Malagasy amin’ny lalao hifandonana amin’ny Ethiopie, ny tolakandron’ny 24 martsa 2021 amin’ny 4 ora hariva. Miankiana amin’io lalao io no hidiran’I Madagasikara any Cameroun amin’ny  taona 2022. Efa tonga any an-toerana avokoa ny ekipa rehetra, ary efa nisy ny fanazaran-tena nandritran’ny roa andro lasa izay. ALEFA BAREA

Laisser un commentaire