Tatitra

France : Voaheloka hiditra amponja ny sekreterampanjakana miadidy ny asampanjakana teo aloha.

Navoaka omaly 17 febroary tao Paris ny valin’ny fanamelohana an’i Georges Tron noho ny fanararaotana ara-nofo nataony tamin’ireo mpiasan’ny Lapan’ny tanan’i Drave any Essone. Navoaka nandritra izany ny didy fanamelohana azy higadra mandritra ny dimy taona ary telo taona no hefainy any am-ponja. Ny taona 2007 sy 2010 no nanaovana izany habibiana izany raha ny fitarainana nataon’ireto niharan’ny herisetra.

Laisser un commentaire