Centrafrique : Fitsarana olona ambony teo amin’ny fitondrana.
Voaheloka higadra an-tranomaizina ny olona ambony teo amin’ny governemanta teo aloha. Vesatra hiampangana azy ireto ny fiantsiana ady sy tsy fanajana ny zo maha-olombelona. Manokatra fanadihadihana mahakasika ity raharaha ity ny fitsarana iraisam-pirenena. Patrice Edouard Ngaissona, minisitrin’ny fanatanjaha-tena teo aloha ny iray amin’ireo. I Alfred Yekatom, antsoina ihany koa hoe “Rambo” fa nandika lalàna teo amin’ny repoblikan’ny Centrafrikanina tamin’ny fotoan’ny ady an-trano tany an-toerana ny taona 2013-2014.
