Sport

NBA : Boston-Orlando, lalao faha-5 nahemotra noho ny covid-19.

Nanambara ny fanemorana ny lalao kasaina hatao ny alarobia teo ny ligin’ny basikety amerikana avaratra (NBA), ny lalaon’ny Boston Sy Orlando, noho ny coronavirus. Tsy manana mpilalao ampy ny Celtics raha valo fotsiny ny ao anaty ekipa.Ity lalao ity no lalao fahadimy ao amin’ny NBA nahemotra tao anatin’ny telo herinandro nanombohan’ny vanim-potoana ara-dalàna ary ny fahatelo ho an’ny mpilalao avy any Massachusetts izay hifanandrina amin’i Miami amin’ny alahady sy Chicago amin’ny talata.

Taorian’ny fizaham-pahasalamana natao tamin’ny Jayson Tatum sy Jaylen Brown, maro amin’ireo.

Laisser un commentaire