Zandarimaria Soamanandrariny: Voasambotra ireo jiolahy hikoizana amin’ny asa ratsy

« Naza Gangs » izany no anarana entin’ireo andian-jiolahy, malaza ratsy amim’ny fanendahana, famakiana trano ary amin’ny fanaovana hesitra, eny amin’ny faritra

  

Malesa : Dihy tsimihety fanao amin’ny lanonana

Niforona tany amin’ny faritra Sofia ny dihy malesa izay fanao amin’ny lanonana na fampiakaram-bady na famadihana na hafa. Lehilahy sy

  

Ambohimangakely: Nahazo ny jiro « hazavana ho anao » ny mponina

Notanterahana tamin’ny herinandro teo ny fizarana ny jiro avy amin’ny fitondram-panjakana, ao anatin’ilay tetikasa « hazavana ho anao » tao amin’ny kaominina

  

Ambatomanohina : Toerana nahaterahan’ireo mpanjaka

Toerana manan-tantara tokoa ny Rova Ambatomanohina. Hita ao ny trano nahaterahan’ny Mpanjaka Ranavalona I sy II, i Radama II ary

  

Ankadikely Ilafy: Niroso tamin’ny fanoloana hidim-pantsona 350 ny jirama

Olana nahatonga ny tsy fisian-drano teny amin’ny manodidina an’Ambohitrarahaba, Analamahitsy, Manjaka, Ankadikely, Ilafy sy ny maro hafa ny fahasimban’ny fantsona

  

Ambohimanga Rova : Ilay vodihadin’Ankasina

Maro ny tantara nanamarika an’Ambohimanga. Izy koa dia anisan’ireo vakoka iraisam-pirenena, amin’ny rova ao aminy. Toerana be mpitsidika sy mpizaha

Conseils

Torohevitra : Ireo azo hampiasana ny atody amin’ny fikarakarana tokan-trano

Mahazatra ny olona ny mampiasa ny atody hatao laoka, na hikarakarana sakafo sy ireo mofomamy isan-karazany. Singa iray manome tsiro

Torohevitra : Fikarakarana volo amin’ny fomba tsotra

Anisan’ny mahasarotiny ny vehivavy ny volo. Handaniana fotoana, vola, fananana mihitsy ny mikarakara azy io. Misy ireo mampiasa akory efa

Social

  

France: Mpianatra 18 taona nitifitra ny mpampianatra azy

Mpianatry ny lycée iray 18 taona no nanaovana fanadihadiana noho ny fihetsika nataony tamin’ny mpampianatra azy. araka ny voalaza, Nitifitra

  

France: Lehilahy iray nisy nitifitra teny an-dalambe

Lehilahy iray 18 taona no nisy nitifitra ka naratra mafy tao amin’ny araben’i Marseille avaratra. Araka ny fanazavana dia nahitana

  

Soudan : Tafakatra hatramin’ny 134 isa ireo namoy ny ainy vokatry ny ady ao an-tanànan’i El-fasher

Tafakatra hatramin’ny 134 ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny ady ao Soudan amin’izao fotoana.  Nihamafy izany fipoahana ady izany

  

Etats-Unis: Olona 14 no namoy ny ainy noho ny fisian’ireo tadio lehibe

Mahatratra 25 ireo tadio mahery vaika (tornade) nandalo tao amin’ny faritra atsimon’i Etazonia, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Tao Texas, Oklahoma

  

Turquie: Olona folo no maty, efapolo no naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana

Olona folo no namoy ny ainy, efapolo hafa no naratra mafy, ny sivy amin’izy ireo ahiana mafy ny ainy vokatry

  

Nosy Tonga : Nisehoana horohoron-tany manodidina ny mari-drefy 6,6

Nisehoana horohorontany tao amin’ny nosy kely iray, tao amin’ny ranomasimbe Pacifique atsimo ny alin’ny alahady teo. Araka ny nambaran’ireo manam-pahaizana