Rwanda : i Zanzimana Ellie, no « Tarzan » afrikanina
Tovolahy avy ao Rawanda i Zanzimana Ellie, 22 taona. Tsy mahay miteny izy ary mankafia mipetraka any anaty ala. Mihinana
Read More
Tovolahy avy ao Rawanda i Zanzimana Ellie, 22 taona. Tsy mahay miteny izy ary mankafia mipetraka any anaty ala. Mihinana
Read MoreNiteraka fahatezeran’olona maro eran’izao tontolo izao ny herisetra (harcèlement) nataon’ireo mpiara-mianatra an’i Javier azy. Tao amin’ny lisea Arvin, Californie no
Read MoreNilaza ny mpampanoa lalànan’i Roanne fa mety higadra hatramin’ny 7 taona ilay raim-pianakaviana namono ny mpanolana ny zanany vavy 6
Read MoreNisehoana fifampitifirana tao amin’ny lisean’i Missouri ny 24 oktobra teo. Fantatra fa lehilahy nianatra tao amin’ny sekoly taloha ihany io
Read MoreI Amou Haji no voatondro ho maloto indrindra eran-tany. Tsy nandro nandritra ny 50 taona mahery ary nipetraka lavitrin’ny fiaraha-monina.
Read MoreVoarohirohy matetika amin’ny fanararaotana ara-nofo ireo pretran’ny fiangonana katolika ao Etats-Unis. Anisan’ireo ahihiana misy izany trangan-javatra izany ao amin’izany ny
Read MoreNanao fanambarana ny fitantanan-draharahan’i Labé ny 24 oktobra teo fa kandida tokana tamin’ireo telo nisoratra anarana amin’ny fiatrehana ny fifaninana
Read MoreKaominina iray ao amin’ny faritanin’i Cadix ao Espagne i Setenil de las Bodegas. Vondrom-piarahamonina mizaka tena ao Andalousie izy io
Read MoreMpanoratra britanika i Salman Rushdie. Niharan’ny herisetra tao Etats-Unis izy ny volana aogositra teo ary mitondra takaitra goavana noho izany.
Read MoreRehefa nanao fanadihadiana ny New York Times dia namoaka ny 22 oktobra teo fa ankizy an’arivony tao Ukraine no nalefa
Read More