Brésil : Nahitana tranga “variant indien”
Nanaovana fitsapana ireo olona 6 tonga tamin’ny sambo mpitantitra entana ao amin’ny “MV Shandong Da Zhi” ho any Afrika Atsimo,
Read More
Nanaovana fitsapana ireo olona 6 tonga tamin’ny sambo mpitantitra entana ao amin’ny “MV Shandong Da Zhi” ho any Afrika Atsimo,
Read MoreAman’arivony ireo nilatsaka an-dalam-be tany Brésil ny alakamisy 13 may teo nanoloana ny fanavakavahana atao amin’ny olona safiotra sy mainty
Read MoreTsy latsaky ny 25 ireo maty tany Rio de Janiero ny alakamisy 6 may lasa teo nandritra ny hetsika fanoherana
Read MoreNanatsahatra ireo zotram-piaramanidina rehetra ho any Bresil i Paris mandrapaha-tonga ny fepetra vaovao indray. Raha ny fanambarana nataon’ny Praiministra Jean
Read MoreMitotaly ho 4 195 ireo matin’ny valanaretina coronavirus ao Brésil tao anatin’ny 24 ora. Io no taha ambony indrindra voaangona tao
Read MoreNalefa ny alahady 28 febroary lasa teo ny satelita voalohany, vikarin’i Brésil 100%. Nampitondraina ny anarana hoe Amazonie 1 izy
Read MoreTao anaty fotoana fohy monja no naha maro isa ireo marary, araka ny voalazan’ny mpitsabo tao amin’ny hopitaly Iranduba. Tanana
Read More