La réunion : Rongony 11,5 kg sy sy zana-kazon-drongony 53 no tratran’ny polisy
Nahatratra rongony « shunk » 11,5 kg, zana-kazona zava-mahadomelina 53, basy iray nisy bala 14 ary lelavola 700 euros ny brigady miady
Read More
Nahatratra rongony « shunk » 11,5 kg, zana-kazona zava-mahadomelina 53, basy iray nisy bala 14 ary lelavola 700 euros ny brigady miady
Read MoreAretina manaranaka ny « myopathie de Duchenne », mitarika ny « dégénérescence » ny hozatra izy ary hita matetika any
Read MoreHotontosaina ny Alahahady faha 12 ny volana septambra ho avy izao ny lalao savaranonando izay hifanitsanan’ny Centre de formation de
Read MoreNilaza ny avy ao amin’ny fiadidiana ny Repoblika fa omena ny sehatra tsy miankina ny fitantanana ny kianja Barea Mahamasina
Read MoreMaty novonim-badiny tao an-tokantranony i Razafisoa, monina ao Sarodrano, Kaominina Ankiririka, Distrika Mampikony ary namono tena avy eo ilay rangahy.
Read MoreNalefa vonjimaika tany amin’ny fonja Marofoto Mahajanga ilay lehilahy 33 taona namono nahafaty ilay rangahy be tsy manan-kialofana 60 taona.
Read MoreTeraka ny 8 Janoary 1984 tao Pyongyang, filoham-pirenen’i Corée du Nord ny tenany ary malaza amin’ny fitondrana didijadona. Efa mpitondra
Read MoreNanameloka ny fikasana hanongam-panjakana tao Guinée i France ny alahady teo nandritra ny fanambarana nataon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny. Manam-pahefana maromaro tao
Read MoreNampitondra takaitra be an’ny morontsirak’i Louisiane ny fandalovan’ny rivodoza Ida ny herinandro lasa teo. Nahitana fahalotoana ny rano tao an-toerana
Read MoreMahatratra 46 876 ireo maty vokatry ny fahalotoan’ny tontolo iainana eto Madagasikara ka ny 4% amin’izany na ny 1620 dia saika
Read More