France : Niteraka fanovan-dalàna ny raharaha fanolanana tao Pontoise (Val-d’Oise)
Nisehoana raharaha fanolanana niteraka resa-be sy fanovan-dalàna tao Pontoise (Val-d’Oise) tamin’ny taona 2017. Lehilahy 28 taona no nitarika zazavavy 11
Read More
Nisehoana raharaha fanolanana niteraka resa-be sy fanovan-dalàna tao Pontoise (Val-d’Oise) tamin’ny taona 2017. Lehilahy 28 taona no nitarika zazavavy 11
Read MoreTeratany Réunionnais roa no nandray anjara tamin’ny fiadiana ho tompondaka eran-tanin’ny « Jiu-Jitsu Brésilien » tao Abu Dhabi. Nitondra ny medaly volamena
Read MoreManan-tantara ny zava-misy ao Etats-Unis amin’izao fotoana. Voalohany teo amin’ny tantarany no nisy kandida LGBT (lesbiennes, gays, bi, transgenres) mirotsaka
Read MoreNanapa-kevitra ireo mpiaro ny fiteny « créole » fa homena ny toerana tsara kokoa eo amin’ny sehatrin’ny kolontsaina sy ny fanabeazana izany.
Read MoreRenim-pianakaviana iray monina ao Plaisance-du-Touch tsy lavitri’i Toulouse no nanomboka nivarotra rongony teo amin’ny faha-66 taonany. Noteran’ny zanany lahy nivarotra
Read MoreRaha ny tatitrin’ny FMI dia i Seychelles no firenena antenaina hahatratra ny tahan’ny toe-karena ambony indrindra aty Afrique amin’ity taona
Read MoreTovolahy roa 17 taona antsoina hoe Willard Miller sy Jeremy Goodale nianatra tao amin’ny lycée ao Iowa no voampanga namono
Read MoreHotontosaina ao Port-Louis ao Maurice ny 9 hatramin’ny 11 desambra izao ny andiany faha-22 ny fihaonambe ara-toekarena afrikanina 2022 (AEC).
Read MoreManoloana ny herisetra haterakin’ny andian-jiolahy (gang) mpanondrana rongony ao Equateur dia nampidirin’ny filoham-pirenena ao an-toerana anaty hamehana ny faritanin’i Guayas
Read MoreSehatra iray isany mampidi-bola eo amin’ny sehatrin’ny fizahan-tany ny fitsangantsanganana an-dranomasina (croisières). Efa misokatra izany vanim-potoana izany ho an’ny ranomasim-be
Read More