Singapour : Ahihiana nisy herisetra sy fanavakavahana tao amin’ny Studio Ubisoft
Hadiadiana mahakasika ny herisetra ara-nofo sy fanavakavaham-bolon-koditra ny Studio Ubisoft ankehitry hoy ny mpandridra ao an-toerana. Tsiahivina fa tototry ny famoahana am-pahibemaso ny fihetsika mamoafady sy mahery setra ataon’ireo mpitantana maro ao aminy ity orinasa nanao ny Assassin’s Creed na Far Cry ity ny taona lasa teo. Naharay fitarainana avy amina olona tsy nitonona anarana kosa ny Tafep ny talata teo antony nampisokatra ny fanadihadiana indray.
