Dépêches

Efa nandray ny fahefany ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena vaovao

18 Aogositra, 08:30. Notontosaina ny 17 aogositra lasa teo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahan-tena vaovao sy teo aloha teny Ambohijatovo. Nandray ny fahefana araka izany i Hawel Mamod’Ali izay nanolo ny toeran’i Tinoka Roberto. Ity farany kosa dia nafindra tany amin’ny Ministeran’ny fitaterana sy ny toetr’andro.

Laisser un commentaire