Ankadifotsy : Moto iray nirehitra
19 oktobra; nitrangana loza tsy fantam-pihaviana omaly maraina teo Ankadifotsy ampitan’ny Super Maki. Moto iray no nirehitra; tsy fantatra mazava izay antony nahatonga ny firehetana.