Lehilahy iray no niaran’ny lozam-pifamoivozana omaly hariva teo tamin’ny 6 ora teo teny Soavinimerina
12 Jolay, 10h00. Araka ireo nanatri-maso dia nisongona fiara tao anaty fiolanana ity mpitondra kodiaran-droa ity. Ny tongon’ity farany no tapaka nandritra ny loza ary efa eny an-toeram-pitsaboina ny tenany.
