Nandresy nanoloana an’i Côte d’Ivoire u Madagascar tamin’ny Rugby Africa Cup
12 Jolay, 10h15. Afaka nanonitra tsara tamin’ny lalaony faharoa amin’ny Rugby Africa Cup ny Makis de Madagascar raha nandresy ny elefanta an’i Côte d’Ivoire ny Alahady 11 jolay lasa teo. Na dia teo aza anefa ny isa 24 noho ny 19 izay azon’ny Mlagasy dia tsy ampy handraisany anjara amin’ny lalao famaranana io fandresena io noho ny tsy fahampian’ny isa satria resy 14 noho ny 9 isika tamin’ny lalao voalohany. Ho tonga amin’ny volana Aogosotra ny vaksiny Janssen nomen’ny USAID
