Dépêches

Ady amin’ny kolikoly:

27 Aogositra, 11:20. Nanatanteraka atrikasa ho fialoavam-pandaniana ny politika anatiny amin’ny ady amin’ny kolikoly ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenana. Nandrindra ny atrikasa ny fitaleana araka ny lalàna sy ny BIANCO. Nandray anjara tamin’izany ihany koa ny minister any fiarovam-pirenena sy ireo sekolin’ny Tafika ary ny Orinasa miaramila ao Moramanga.

Laisser un commentaire