Dépêches

Nahitana fiakarana ny tahan’ny afaka CEPE teto Antananarivo Renivohitra

12 Jolay, 08h40. Nahatratra 69,40% hatramin’ny 74,17% ny tahan’ny fahafahana tamin’ny fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny teto amin’ny CISCO Antananarivo Renivohitra tamin’ity taona ity. Nahitana fiakarany izany raha mitaha ny tamin’ny taon-dasa izay 67, 55% teto an-drenivohitra. Ny sabotsy 10 Jolay lasa teo no nanomboka ny famoahana ny valim-panadinana hoy ny avy ao amin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena. 546365 ny isan’ny mpiadina nanerana ny nosy tamin’ity taom-pianarana ity.

Laisser un commentaire