PolitiqueTatitra

Rébublique Démocratique du Congo : Namangy manokana an’i Kinshasa i Laurent Gbagbo

Dia voalohany ho an’ny filoha teo alohan’i Congo, Laurent Gbagbo nandritra izay 2 herinandro nahatongavany tany RDC izao tany Congo izao. Tonga tany Kinshasa, Congo ny zoma 2 jolay lasa teo manko ny tenany izay tamim-pahangiana tanteraka. Namaly ny fanasan’i Jean-Pierre Bemba izay vice-président an’i Congo teo aloha no tena nahatongavany tany. Nilaza i Laurent Gbagbo fa hangana finamanana amin’i Jean-Pierre Bemba taorian’ireny sazy nahazo azy ireny. Efa samy voapanga ho nanao heloka manohitohina ny vahoaka izy roa ireto ary efa samy nigadra tany Pays-Bas avokoa nandritra ny taona maro.

Laisser un commentaire