Rayan Raveloson
21 May, 10h59. Hifindra hilalao any Los angeles Galaxy any Amerika i Rayan Raveloson. Anisan’ny mpilalao ao amin’ny ekipa Barea izy. Efa nilalao 3 taona tao ESTAC Troyes i Rayan ary nampiakatra azy diviziona voalohany ny Frantsay no izao hifindra izao.
