Anosy Avaratra:Nisy ny fanaovana didi-poitra faobe
11 Aogositra, 12h40, Nisy ny hetsika notontosaina ny alarobia 10 aogositra tetsy Anosy Avaratra, amin’ny fanaovana didim-poitra faobe. Zazalahikely 34 manerana ny fokotany 5 ao anatin’ny kaomina no nisitraka izany, izay fiaraha-miasa teo amin’ny CSB II Anosy Avaratra sy ‘ny Rotary Club Antananarivo Tsimbaroa, niarahana tamin’ny Ben’ny tanàna,ny dokotera Fidy.
