Rafi-pampianarana : Mandeha tsikelikely ny fampidirana izany rafitra vaovao izany.
Dépêche 10 février, 12h, Tsy misy mahamaikasady tsy tokony hatao maika be ny mampiditra izany rafi-pampianarana vaovao izany eo amin’ny mpianatra sy ny mpampianatra. Mandeha tsikelikely izany mba hahafahan’ny rehetra mandray izay tandrify azy. Misy ny dingana maromaro isan-karazany arahina hahafahana mampihatra tanteraka izany. Ny volana desambra 2022 teo moa no efa neken’ny teo anivon’ireo mpanao lalàna roa miantoana efa manomboka ny fampiharana azy.
