Nanome fitaovana ho an’ny marary ry zareo Ambatovy
20 Aprily, 07h00. Nanolotra « Groupe électrogène » ho an’ireo sehatra mpandray ny mararin’ny COVID-19 ao Moramanga ry zareo Ambatovy. Mba hisitrahan’ireo marary fitsaboana mitohy raha sendra misy ny fahatapahan’ny herinaratra. Efa voarain’ny mpitsabo ao Moramanga, Dr Hery Razanajatovo, ny fitaovana rehetra
