ActualitésDépêchesSport

Tafita amin’ny Coupe du Monde taorian’ny 52 taona ny République de Congo

Voalohany tao anatin’ny 52 taona, ny République démocratique du Congo dia nanao izay tsy mbola nisy : tafita amin’ny Coupe du Monde ! Tamin’ny fandresena mahery 1-0 tamin’i Jamaïque tamin’ny finale barrage, lasa izy ireo ny firenena Afrikana faha-10 hiditra amin’ny Mondiale.

Laisser un commentaire