ActualitésSport

SPORT MÉCANIQUE

Razanakoto Iaro – Formule 1 Dubaï

SPORT MÉCANIQUE

FORMULE 1 – PREMIER ESSAI DUBAÏ

Hanao andrana voalohany amin'ny Formule 1, any Dubaï , ny mpanamory malagasy , Razanakoto Iaro.

Noho ireo ezaka maro sy vokatra tsara azony tao anatin'ny 5 taona teo amin'ny tontolon'ny Gran Tourismo, no antony nahazoany izao fanohanana goavana ka hahafahana mahazo traikefa eo amin'ny Formule 1 izao.

Ny 8 febroary izao no andrasana ny fahatongavany any Dubaï, raha ny fandaharam-potoana.

Laisser un commentaire