Actualités

Rivodoza Fytia

Rivodoza Fytia - Mahajanga

Rivodoza Fytia

Ny rivodoza mahery indrindra tao Mahajanga hatramin'ny 1983
Janoary–Febroary 2026 – Mahajanga

Niaraka tamin-kafanam-po ny mponina sy ny tompon’andraikitra nanadio ny Bord de la mer tao Mahajanga, taorian’ny fahavoazana navelan’ny rivodoza Fytia.

Rivodoza matanjaka misy rivotra 210 km/h, an’arivony trano rava sy voarohirohy, Ary nisy rano be tamin’ny faritra avaratra-andrefana.

Laisser un commentaire