Dépêches

Olona 3,3 tapitrisa isa amin’ny 30 tapitrisa ihany no manana asa mazava eto Madagasikara.

Miasa amin’ny sehatra tsy ara dalàna ny 90%-n’ny mpiasa eto Madagasikara. Tsy azo antoka tanteraka ary mety hampidi_doza ny mpiasa nefa ny fepetra hiasana tsy ara-dalàna io, satria marefo, tsy misitraka fiahiana ara-tsosialy sy ara-pahasalamana izy ireo. Raha sanatria marary_mafy na tratry ny loza dia ahiana ho tafalatsaka anaty fahantrana lalina satria tsy manana fidiram-bola mari-pototra.

Laisser un commentaire