Dépêches

Mpanakanto Malagasy: Nodimandry i Lalie Andriam

Nodimandry tamin’ny asabotsy lasa teo amin’ny faha-48 taonany i Lalie Andriam, mpanakanto Malagasy. Narary efa fotoana maro izy, ary efa nandalo fitsaboana maro. Andrasana ao an-tranony eny Ambohimiandra izy ary amin’ny Alarobia ho avy izay no hivoaka ao ny razana ary ho entina atao veloma farany any amin’ny Ekar St Etienne Ambanidia, mialohan’ny hanitrihana azy ao amin’ny fasan-drazana eny Ambohimalaza. Mirary fiononana hatrany ho an’ireo rehetra akaiky azy.

Laisser un commentaire