CUA
09 Aprily, 13h OO. Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny lapan’ny Tanana Analakely ny fanombohan’ny tetik’asa manara-penitra hanatsarna ny sehatry ny fitaterana eto Antananarivo Renivohitra, ka 1500 ar ny sarany ho an’ny mpandeha. Ny koperativa no hanova ny fiara hanara-penitra hisy Wifi, écran, seza, 3 isaky ny seza ny olona. Tsy hisy ny zotra sy koperativa vaovao na “licence” fa mianinga amin’ny efa misy, hiloko manga avokoa, ny laharan’ny zotra sy ny koperativa.
