Fitsarana Anosy
09 Aprily, 12h00. Olona 3 matin’ny valan’aretina covid-19 tao amin’ny fitsarana Anosy. Noferana ho asa farafahakelliny no atao noho izany, ary tsy mandray raharaham-pitsaràna vaovao intsony izy ireo aloha. Baiko izay mihatra avy hatrany amin’ireo mpiasam-panjakana ao amin’ny lapam-pitsarana etsy Anosy.
