SocialTatitra

Paypal : 9% amin’ireo mpiasa no ho esorina ao amin’ny orinasa

Nanao fanambarana tao amin’ny tranokalany ny tale jeneralin’ny tambajotra mpikirakira ny fandefasana vola an’habaka, Paypal, fa hanala ny 9% ny mpiasa ao aminy, izany hoe asa manodidina ny 2.500 eo ho eo no tsy hisy hanao intsony.  Noraisina izany fanapahan-kevitra izany mba handaminana ny fomba fiasa sy hanenana ny « doublons » raha ny fanazavana.

Laisser un commentaire