Lozam-pifamoivoizana tamin’iny RN7 iny
08 Aprily, 11hOO. Niharan-doza indray ny fiara 504 bache ny maraina teo tany Andoharea, Ambalavao tamin’iny RN7 iny. Latsaka tao ambany tetezana avy hatrany ity fiara ity. Tsy nisy aloha ny aina nafoy fa nisy naratra kosa tao anatiny.
