COVID-19
07 Aprily, 10h30. Mihafeno hatrany ireo ivon-toeram-pitsaboana marary ankehitriny. Mihamafy ny tranga hita amin’izao fotoana izao raha ny nambaran’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka. Nampitomboina ireo famokarana “oxygène” mba hahafapo ny mila izany.
