Sun Farming : Tsy misy ny délestage ao Antsirabe
Hamokatra herinaratra manana tanjaka hatramin’ny 5MW ny tanjon’ny Sunfarming Food and Energy. Efa mitsinjara ny vokatra 2MW amin’ny tambazotra iraisan’Antananarivo JIRAMA izy ireo ankehitriny, antony iray isay tsy hisian’ny fahatapaha-jiro eto izany araky ny fanazavana.
