Dépêches

Dépêche du 13h00 08 Août-Fifandraisana iraisam-pirenena : vita ny fifanaovan-tsonia teo amin’i Madagasikara sy Rwanda

Omaly 07 Aogositra nandritry ny fihaonan’ny Filoha Andry Rajoelina sy ny filohan’i Rwanda  Paul Kagame tany Kigali no vita ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny roa tonta. Ny fifanaovan-tsonia izay natao dia ho  fifanaraham-piaraha-miasa ara-ekonomika eo amin’i Madagasikara sy Rwanda.

Laisser un commentaire