Dépêche du 14h00 01 Août- Lalao ASIEF: ho saziana ireo izay niady omaly
Araka ny fampitam-baovao dia nisy ny ady teo amin’ny ekipan’ny Direction du Tourisme Mahajanga sy ny ekipan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nandritra ny lalao omaly 3 Jolay. Noho io zava-nisy io dia nandray fepetra ny tompon’andraikitra fa ho saziana ireo ekipa niady ireo.
