Dépêche du 16h00 23 Juin- CENI : Efa milamina ny teti-bola ho an’ny fifidianana
Nanambara ny teo anivon’ny CENI fa efa fanatatra ny teti-bola entina hikarakarana ny fifidianana filoham-pirenena 2023 ka noho izany dia tsy sakana amin’ny fanatanterahana ny asa rehetra amin’ny fifidianana ny teti-bola. Raha ny navoakan’izy ireo de manodidina ny 80 miliara Ariary ny teti-bola vinavinaina ho laniana.
