ActualitésDépêches

Afaka roa volana raha ela indrindra dia hahazo Réseau tel mobile avokoa ireo kaominina 08 mandrafitra ny Distrikan’ny Antanimora Sud.

Afaka roa volana raha ela indrindra dia hahazo Réseau tel mobile avokoa ireo kaominina 08 mandrafitra ny Distrikan’ny Antanimora Sud.

Vaovao mahafaly ho an’ny Distrikan’Antanimora Sud ! Afaka roa volana dia hisitraka ny tambajotra finday avokoa ny kaominina 8 mandrafitra ity distrika ity. Teo aloha, ny kaominina Antanimora Sud, Andalatanosy ary Imanombo ihany no nahazo réseau, fa ankehitriny kosa dia ho tonga ny fotoana izay ahafahan’ny faritra manontolo mifandray amin’ny tontolo ivelany tsy misy sakana intsony. Tsy maintsy ho fiovana lehibe izany ho an’ny fiainam-bahoaka, ny fandraharahana ary ny fampandrosoana ! »

Laisser un commentaire