Dépêches

Sosialy: Tonga any Maroantsetra ireo Minisitra tompon’andraikitra

Dépêche 13 juin, 13h, Nihaona tamin’ireo Ben’ny tanàna miisa 20 ao anatin’ny Distrikan’ny Maroantsetra ireo Minisitra nidina tany an-toerana hahafahana mihiano ny fangatahan’izy ireo. Niaraka tamin’izany ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Harifidy Ramilison sy ny Minisitry ny Rano, fanadiovana sy ny Fidiovana, Fidianiavo Ravokatra. Mahakaiska ny rano no tena ilain’ny mponina any an-toerana amin’izao fotoana izao. Izany indrindra no anton’ny fidinana tany an-toerana nikaroham-bahaolana.

Laisser un commentaire